Komity Manohana an’i Neny Ravalomanana

> Miomana hampandany ny kandida Robinson Jean Louis


  • Alarobia 18 Septambra 2013


Vonona tanteraka ho an’ny fampandaniana ny kandidà Robinson Jean Louis ny KMNR na ny Komity Manohana an’i Neny Ravalomanana” raha ny resaka nifanaovana tamin’ny Dr Jaona, filohan’ity komity ity ao Antsirabe. Nambarany fa tsy miova ny paik’ady fa izay efa tetika nomanina tamin’i Neny ihany no harindra hampandaniana ity kandidà tohanan’ny ankolafy Ravalomanana ity. Nilaza ny KMNR fa rehefa afaka mampody ny filoha Marc Ravalomanana eto an-tanindrazana dia mety amin’izy ireo ary hatreto dia ny toromariky ny filoha Ravalomanana hatrany no arahin’izy ireo na efa eo aza ny fahavononana.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT