• Alakamisy 19 Septambra 2013
Ambohitseheno Manjakandriana
Dahalo roa lahy tratra namaky vala

Nisehoana halatra omby ny tao amin’ny tanànan’i Ifalimanjaka, Kaominina Ambohitseheno Distrikan’i Manjakandriana ny alin’ny alatsinainy 16 septambra tokony ho tamin’ny misasakalina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Septambra 2013
Hain-trano tao Anjoma Toamasina
Ifanotofan’ireo kandida depiote

Ny lamba teny an-koditra sy ireo fitaovana nentina niasa sisa niangana ny an’ireto fianakaviana telo may trano tao Anjoma CMM ny alatsinainy maraina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Septambra 2013
Hanitatra ny fitrandrahany ny Mainland
“Amboary aloha ireo nosimbanareo !”, hoy ireo teknisianina

Sahiran-kevitra ankehitriny ny orisana MainLand izay mikasa ny hanitatra ny faritra hitrandrahany fasimainty ao atsimon’i Toamasina, dia ao amin’ny Kaominina Amboditandroroho sy Ambodisaina Toamasina II.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Septambra 2013
Raharaha baomba
Hitory i Laingo sy ny fianakaviany

Nampiantso ireo mpampahalala vaovao ireo mpisolovava tarihin’ny Me Willy Razafinjatovo omaly maraina niaraka tamin’ny fianakavian-dRaoilijaona Laingo tao an-tokantranon’ity farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Septambra 2013
Vakinankaratra
Fampiesonana fotsiny ny fanamboaran-dalana ?

Tsy mbola misy miainga mihitsy ireo fanamboaran-dalana ao Vakinankaratra nampanantenain’ny Praiminisitra Lefitra nisahana ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany, raha ny nambaran’ireo mponina any amin’ireo Kaominina voakasika.

Hamaky ny tohiny
FTT