• Zoma 20 Septambra 2013
Jeneraly Razakarimanana Ferdinand
Ireo mizaka ny zom-pirenena malagasy tokana ihany no tokony ho fidiana

Tsy olona mianjera ka ho tohanana ny kandidà Tabera Randriamanantsoa, hoy ny Talen’ny fampielezan-keviny ny jeneraly Razakarimanana Ferdinand, fa mijoro io ka miaraka aminy mirodorodo izahay fa hametraka firenena vanona hanalana izao fahoriam-piainana mianjady amin’ny Malagasy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2013
Kaominin’i Toamasina
Tsy mahavaha olana ny PDS

Efa hananika ny efatra andro izao ny fitokonan’ireo mpiasa mitaky karama eo anivon’ny Kaominina Toamasina, nefa tsy mbola mahita vahaolana hamahana izany ny PDS Toalina Zafindrabary.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2013
Soanierana-Ivongo – Mananara Avaratra
Mampiteny ny moana ny haratsian’ny lalana

Tena mahazaka ireo mpandeha sy ny mpampiasa ny lalam-pirenena faha-05 iny. Mampiteny ny moana ny haratsian’ny lalana mirefy 121km eo anelanelan’i Soanierana Ivongo sy Mananara Avaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2013
Beza Seramila
“Tsy mpanao tsobo-dranon-dRamiangaly ny Tambatra”

Ny MCT avy amin’ny antoko Tambatra, Bezara Seramila izay mpikambana mpanorina ny antoko MFM fahiny ihany koa saingy nikopak’elatra niaraka tamin’ireo namany toa an-dry Pety Rakotoniaina no vahinin’ny Sokela anio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Septambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Septambra 2013
Bakalorea 2013
Nihena ny taham-pahafahana ho an’Antananarivo

Raha tsy misy ny fiovana dia andrasana amin’ity faran’ny herinandro ity farafahatarany ny valin’ny fanadinana bakalorea taom-pianarana 2012-2013 ho an’ny faritra Antananarivo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
FTT