- Talata 24 Septambra 2013
Boriborintany II
Hifampitana ny CT taloha sy ny am-perinasa
Hafana ny hazakazaka hiadiana ny toerana roa eny Tsimbazaza anjaran’ny Boriboritany II eto Antananarivo amin’ny fifidianana depiote. Maro ny kandida, ary samy manana ny maha izy azy avokoa.
Hamaky ny tohiny