Toamasina

> Nanao tohivakana ny fametrahana filatsahan-kofidiana depiote


  • Talata 24 Septambra 2013

Farany vao menafify tao Toamasina tamin’ny fametrahana antontan-taratasy filatsahan-kofidiana depiote.

Niandry ny andro farany omaly ny ankolafy Ravalomanana vao nametraka antontan-taratasiny teo anivon’ny OVEC Distrikan’i Toamasina I. Mitarika ny lisitra Rtoa Mahasahy Chantal. Kandida anisan’ny hifaninana ilay toerana roa ao Toamasina ihany koa Atoa Mananjara James Anthonio, avy amin’ny fikambanana V.I.TA.L Fampandrosoana. Eo koa Atoa Toto Félix, Rtoa Sampivony Claudine izay samy mpiara-miasa amin’ny lehiben’ny Faritra Atsinanana ary samy mandeha amin’ny anaran’ny tenany manokana. Kandida ihany koa Rtoa Ndahimananjara Johannita minisitry ny fahasalamana sy ny rano izay mitondra ny fanevan’ny vovonana miara-dia amin’i Andry Rajoelina ary Rtoa Bemananjara Jeannine izay nilatsaka amin’ny anaran’ny tenany manokana. Tafakatra 19 ireo kandida nahatafapetraka ara-dalàna ny antontan-taratasiny tamin’ny fotoana ara-dalàna voalazany lalana izay nifarana omaly.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT