• Zoma 26 Jolay 2013
Actualités.Fanamboarana pasipaoro 60.000Ariary ny sarany, vita anatin’ny 48 ora

400 ka hatramin'ny 750 isa isan'andro, indrindra amin'ny fotoanan'ny vakansy toy izao, ny antontan-taratasy voarain'ny sampana misahana ny fanaraha-maso ny fidirana sy ny fivoahana ny sisintany, eo anivon'ny ministeran'ny filaminana anatiny, raha araka ny fanazavana azo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Jolay 2013
Actualités.Toliara Hain-trano vokatry ny «court-circuit» saika handoro tanàna

Afak'omaly hariva tokony ho tamin'ny fito ora dia nitrangana hain-trano nahatsiravina tao Tsimenatse-I Ouest, Toliara. Voalazan’ny tompontrano fa tsy tao an-trano ny tenany tamin'io fotoana io ary avy amin'ny ''court-circuit'' no nahatonga ny loza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Jolay 2013
Actualités.Analila - Mananara Avaratra Misy sambo kely mitatitra «bois de rose»

Tany tsy misy fanjakana ! Izay no azo amintinana ny zava-misy ao Analila ao amin’ny Nosy Roger, Distrikan’i Mananara Avaratra, Faritra Analanjirofo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Jolay 2013
Actualités.Andry Rajoelina Tsy te hitokana ny dian-tanan’i Hajo Andrianainarivelo

Nahazo fiangonana vaovao ny toby miaramila ao Antsirabe. Ny taona 2012 no nanomboka ny fanorenana ka ny Aumonier Nasionaly roa avy amin’ny Katolika sy ny Protestanta ary ny Minisitry ny Foloalindahy no nitokana izany ny alakamisy 25 jolay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Jolay 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2013
Actualités.Laza Razafiarison MD eny Antanimora

Famoriam-bahoaka tsy nahazoana alalana, fanohintohinana fiainam-bahoaka ary fanelingelenana fifamoivoizana.

Hamaky ny tohiny
FTT