Vontovorona

> Nitokona ny mpianatry ny Pôliteknika


  • Alarobia 25 Septambra 2013


Migrevy ny mpianatra ao amin’ny Pôliteknika eny Vontovorona. Mitaky ny handoavana ny vatsim-pianarany ireto mpianatra ireto. Nambaran’izy ireo fa efa telo volana nianarana izy ireo, ka miandrandra ny handoavana amin’izay ny vatsim-pianarana hanamaivanana ny vesatry ny fandaniana amin’ny ray aman-dreny. Kisendrasedra sa nokendrena manokana, fa dia nifanojo tamin’ny andro voalohany nanombohan’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ny filoham-pirenena voalohany amin’ny Repoblika fahefatra ity grevy ity ? Tao anatin’ny filaminana no nizoran’ny fitakiana. Na izany aza dia efa niatrana teny an-toerana ny mpitandro ny filaminana.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT