Actualités
- Zoma 27 Septambra 2013
Actualités.Tapatapany
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nivarahontsana ny mponina tao amin’ny Fokontanin’Anjoma Toamasina omaly maraina, raha nahita tovolahy iray maty nananton-tena. Tranga tsy fahita tao an-toerana io, ka nihoron-koditra izay nahita.
Hamaky ny tohinyManana ny heviny amin’ireo fampielezan-kevitra sy fidirana amin’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena izao ireo olon-tsotra mpanara-baovao politika sy ny fiainam-pirenena.
Hamaky ny tohinyTena hafa raha samy fifidianana ity hotanterahana amin’ity taona 2013 ity, hoy Razafimbelo Lily, mpikambana ao amin’ny «Collectif des Citoyens et des Organisations Citoyennes» na CCOC.
Hamaky ny tohiny