- Alatsinainy 29 Jolay 2013
Actualités.Fitsaram-bahoaka Dahalo roa maty nodoran’ny fokonolona, iray hafa naratra mafy
Lehilahy telo izao no maty novonoin’ny fokonolona sady nodorana tato anatin’ny roa andro monja tao amin’ny fokontany Tsararivotra Ambositra, sy kaominina Ankazoambo vokatry ny hatezeran’ny fokonolona nilazany fa dahalo ireo olona ireo.
Hamaky ny tohiny