Lozam-pifamoivoizana

> Nanjavona hatramin’ny ravin-tsofin’ny mpandeha


  • Sabotsy 28 Septambra 2013


Nijanona haka rivotra kely sy hanararaotan’ny mpandeha manala ny haporetany no nakan’ity fiara taksiborosy sisin-dalana kinanjo loza no niseho. Nihemotra ny fiara ary tsy tafajanona raha tsy tany an-tanimbary. Mbola nisy olona tao anatiny tamin’io ary naratra, indrindra ny ankizy, vokatry ny dona teo am-pivadibadihana. Teny Ampangabe amin’ny lalam-pirenena faha-7 no nisehoan’ny loza omaly. Fa mbola fiara taksiborosy nirimorimo fandeha ihany koa no lasa tany an-kady rehefa nilaozan’ny tsindry hisatra, kilaometatra vitsy tsy hahatongavana tao Fenoarivo Atsinanana amin’ny lalam-pirenena faha-5 omaly. Naratra avokoa ireo mpandeha 18 tao anatiny ary nisy ramatoa iray amin’ireo mpandeha aza, rimbona hatramin’ny ravin-tsofiny.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT