Actualités

TAPATAPANY


  • Alatsinainy 30 Septambra 2013


Mitaraina ny tompon’andraikitra amin’ny CED any amin’ny Distrika iray any amin’ny Faritra Sofia fa tsy misy vola ka miangavy ireo antoko sy fikambanana nandrotsaka kandida amin’ny fifidianana solombavambahoaka ho avy izy mba hanao tsipaipaika 3.000 na 4.000 Ar isaky ny kandida hanaterana ny dosie aty amin’ny CENI-T foibe. Mametra-panontaniana ireo kandida sasany manoloana izany : f’angaha tsy efa hoe efa tomombana ara-teknika araka ny filazan’ny CENI-T foibe indray ny fanomanana ny fifidianana ?

Miditra amin’ny herinandro faharoa ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana filoham-pirenena voalohany amin’ny Repoblika faha-4. Tamin’ny ankapobeny dia nizotra am-pilaminana izany nandritra ny herinandro voalohany iny, na izany aza dia nanentana ireo mpifanandrina sy ny mpomba azy ireo avy ny CENI-T mba hifanaja ka tsy hifandranitra.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT