Miss Monde

> I Megan Young no manja indrindra


  • Alatsinainy 30 Septambra 2013


Tontosa tany Bali nosy kely any Indonezia ny sabotsy 28 septambra teo ny famaranana ny fifaninanana hatsaran-tarehy sy bika nifaninanan’ny tovovavy bikana miisa 129 eran’izao  tontolo izao. Ny solontenan’i Philippines, Megan Young no nisongadina tao anatin’ny maro. 23 taona i Megan Young ankehitriny. Marihina fa teo amin’ny laharana faha-2 ny solontenan’i Philippines tamin’ny taon-dasa. Ny solontenan’i Frantsa, Marine Lorphelin, 20 taona no laharana faharoa, ary ny solontenan’i Ghana, Carranzar Naa Okailey Shooter no fahatelo tamin’ity fifaninanana “Miss Monde” ity.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT