- Alarobia 02 Oktobra 2013
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Miely ao Toamasina ny vaovao nilaza fa nisy fiara nitondra vola be mitentina 232 miliara Ariary nanjavona teny an-dalana raha hiazo an’Antananarivo.
Hamaky ny tohinyMisy indray ny fikasan’ny FAT hivarotra ireo andramena efa voaisa, araka ny feo mandeha. Manohitra io fanapahan-kevitra io ny komity manokana misahana ity raharaha ity izay tarihan’ny fiadidiana ny praiminisitra ahitana koa ireo mpamatsy vola sy mpiara-miombonantoka vahiny ary ny fiarahamonim-pirenena (AVG).
Hamaky ny tohinyNitrangana asa fisolokiana tao amin’ny Kaomininina Ambohitrony Andriampamaky ny zoma 27 septambra lasa teo. Tovolahy efa zatra ady amin’ny resaka fanambakana sy fisolokiana avy aty an-drenivohitra no namita izany asa ratsy izany tany.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny