Ankatso

> Nisambotra mpianatra ny Emmo-Reg


  • Talata 01 Oktobra 2013


Nirefotra ny grenady teny Ankatso omaly. Nisafidy ny hampiasa ity fitaovana ity ny mpitandro ny filaminana nandravana ny fihetsiketsehan’ny mpianatry mitaky ny handoavana ny vatsim-pianaran’izy ireo. Niakatra namonjy ireo namany teny Ankatso ny mpianatry ny politeknika eny Vontovorona io omaly io, ary nidina teo amin’ny toerana fiantsonan’ny taksibe kinanjo nifanehitra tamin’ny Emmo-Reg ary niafara tamin’ny fisamborana. Nisy dimy no voasambotra. Mafanafana ihany koa ao amin’ny oniversiten’i Fianarantsoa. Samy manao fitakiana ny mpampianatra sy ny mpianatra. Tambinkarama ny an’iretsy voalohany raha ny handoavana ny vatsim-pianarana enim-bolana kosa no takian’ny mpianatra, izay mandrahona ny hanao hetsika lehibe rahampitso.

JD

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Famindrana mpivarotra
  • Talata 12 Mey 2026

eny amin’ny Petite Vitesse

  • ROVAN' AMBOHIDRATRIMO
  • Talata 12 Mey 2026

Hanomboka tsy ho ela ny

  • Mbola tazonina i Naivo Raholdina
  • Talata 12 Mey 2026

« Afera fangalarana tany maro

  • Filazana fa tsy mahazo
  • Talata 12 Mey 2026

mitsabo tena i Rinah

  • TSENA ETSY AMIN'NY
  • Talata 12 Mey 2026

TETEZAN' AMPASIKA

  • Tontolon’ny fitsarana
  • Talata 12 Mey 2026

Tafapetraka ireo tonia mpampanoa lalàna ambony,

Hijery ny tohiny
FTT