• Zoma 04 Oktobra 2013
Zakahely Boniface
Manohitra ny fikasan’i Andry Rajoelina

Naneho ny heviny mikasika ny fikasan’i Andry Rajoelina hivarotana ireo tahirina andramena i Zakahely Boniface.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Oktobra 2013
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Oktobra 2013
Annick Rajaona
Voatendry ho Ambasadaoro any Genève

Mpiasam-panjakana ambony maromaro no voatendry nandritra ny filankevitry ny minisitra natao teny Iavoloha omaly. Nisintona ny sain’ny mpanao gazety ny nanendrena an-dRamatoa Annick Rajaona na Andriamampianina Hantanirina Annick amin’ny anarany feno ho solontena maharitr’i Madagasikara eo anivon’ny Firenena Mikambana sy ambasadaoro Malagasy any Genève-Soisa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Oktobra 2013
Faravohitra
Miala any indray ny fibodoana tanin’olona

Naniraka vadintany teny Faravohitra omaly ny praiminisitra lefitra misahana ny fanajariana ny tany. Anton-dia tamin’izany ny fampahafantarana fianakaviana iray fa dia alain’ny fanjakana ny taniny.

Hamaky ny tohiny
FTT