Tsarasaotra Antsirabe

> Mitety trano manao propagandy ny lehiben’ny Fokontany ?


  • Zoma 04 Oktobra 2013


Velon-taraina ny mponina manan-draharaha ao amin’ny fokontany Tsarasaotra Antsirabe, fa tsy hita lava ao amin’ny biraony ny filoham-pokontany noho izy manohana kandidà iray amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Voalaza aza fa mitety trano mihitsy ny tenany manao “Porte à porte” mampahafantatra ny kandidà izay tohanany ka mandresy lahatra ny mponina, fihetsika voararan’ny lalàna fa tsy tokony hataony. Misy mihitsy ny sahy nijoro vavolombelona fa nisy ny fizaran’ity solontenam-panjakana ity ireny akanjon’ny kandidà ireny tao amin’ny biraom-pokontany izay iadidiany. Efa tonga any amin’ny mpitantana ny faritra moa ity resaka ity ka asa izay fepetra horaisin’ny fanjakana amin’ny toe-javatra tahaka izao.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT