Mpandrovitra afisy

> Misy mikarama 1000Ar isan’olona


  • Alakamisy 03 Oktobra 2013


Tranga iray anisan’ny manamaloka ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny fandrovitana afisin’ireo kandida ataona andian’olona. Tsy eto an-drenivohitra ihany fa na any amin’ny Faritra koa aza. Isa-maraina vao mifoha, ohatra, any Tolagnaro dia madio tsy misy hojerena sy hovakiana ireo peta-drindrina amin’ireo toerana voatokana ho amin’izany fa misy mandrovitra. Tamin’ny fanadihadiana natao no nahalalana fa misy andian-jatovo voakarama 1.000 Ariary isan’olona isaky ny avy mandrovitra afisy.

Natiora OTH

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT