- Sabotsy 05 Oktobra 2013
Vono olona tany Nosy Be
Nilaza ny heviny ny Dr Robinson Jean Louis
Nilaza ny heviny momba ireo namoy ainy tao anaty savorovoro tany Nosy Be tamin’ity herinandro ity ny Dr Robinson Jean Louis. Nambarany fa : "mampivarahontsana izao zava-miseho izao. Hita amin’izao fa mitombo hatrany ny alahelo iaretan’ny vahoaka amin’ny fomba fitsarana eto amintsika.
Hamaky ny tohiny