• Sabotsy 05 Oktobra 2013
Salon des Etudes Supérieures
Nahaliana ny tanora maro ny IT University

Fahombiazana tamin’ny ankapobeny ny hetsika fampahafantarana ny tanora vao nahazo ny diplôma bakalorea ireo tolotra omen’ireo sekoly ambony na ivontoeram-panofanana samihafa nandray anjara tamin’ny «Salon de Etudes Supérieures» andiany faha-14 nokarakarain’ny Mada Jeune tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena sy Kolontsaina Mahamasina nifarana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Oktobra 2013
Te hanan-karena tampoka
Merkiora sandoka no azo, nafoy ny 1.400.000 Ariary

Vokatry ny krizy dia tsy mitsahatra mitombo ny olon-dratsy any amin’iny faritra Alaotra iny. Tsy misoritra ety ivelany ny maha olon-dratsy ka betsaka ireo voafitaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Oktobra 2013
Rév. Satrobory
Manahy ady an-trano

Tsy manaraka ny lalànan’ny zava-misy ny toe-draharaham-pirenena iainan’ny vahoaka Malagasy amin’izao fotoana izao, hoy ny Rév. Satrobory.

Hamaky ny tohiny
FTT