Jean Claude de l’Estrac, Sg COI

> Araka ny fenitra iraisam-pirenena ny fanomanana ny fifidianana


  • Sabotsy 05 Oktobra 2013


Mizotra araka ny tokony izy ny fanomanana ny fifidianana, hoy ny Sekretera jeneralin’ny Vaomieran’ny Oseana Indiana i Jean Claude de l’Estrac. Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena sahala amin’ny zava-misy any amin’ny firenen-dehibe ireny ny fahitany azy, ny lafatra moa tsy misy, hoy izy. Nanamafisany izany ny hamaroan’ny kandida izay samy afaka manao ny fampielezan-keviny avokoa. Midera ny ezaka ataon’ny CENI-T izy noho izany. Handefa mpanara-maso 16 moa ny Vaomieran’ny Oseana Indiana manomboka ny 22 hatramin’ny 27 oktobra. Be fanantenana ny tenany ny amin’ny fivadihan’ny pejin’ny tantaran’i Madagasikara izay hitondra filaminana koa aty amin’ny faritra Oseana Indiana. Maniry ny faneken’ny kandida tsy tafakatra amin’ny fihodianana faharoa ny valim-pifidianana koa i Jean Claude lany nefa tokony hisy ny “fair-play”, hoy izy.

 Yves

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT