Ambatondrazaka

> Miaka-tsehatra indray ireo goaika antitra amin’ny politika


  • Sabotsy 05 Oktobra 2013


Tsikaritra tao ho ao fa miverina eo amin’ny sehatra politika indray ireo olona efa ela tsy hita tamin’izany sehatra izany any amin’ny Distrikan’Ambatondrazaka. Ny filatsahana ho kandida solombavambahoaka no ahitana azy ireo. Efa manao fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana izy ireo ka ankoatra ny “resaka matavy” dia manolotra mofo dipaina izy ireo ho an’ny vahoaka izay manotrona azy. Misy amin’izy ireo no mahavita mihantsy ny kandida mpifanandrina aminy ka raha tsy mahay mandefitra dia tafaroboka anaty vela-pandrika. Hafana araka izany ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana solombavambahoaka amin’ity indray mitoraka ity satria tafakatra 28 be izao ireo mpifaninana ho amin’izany toerana izany ao Ambatondrazaka. Ireo goaika antitra rahateo mbola mihevitra ny handrombaka ny toerana.

 

 Niry A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT