• Alatsinainy 05 Aogositra 2013
Actualités.Ndremanjary Jean André Manohana ny hifaninanan’ireo kandida 41

Miteraka resabe ny fihetsiky ny GIC-M amin’ny fandaminana ny krizy eto Madagasikara. Ho an’Atoa Ndremanjary Jean André, Minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa azy dia tokony ho fanelanelanana ihany no ataon’ireo iraka tonga teto fa tsy miditra amin-javatra hafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Aogositra 2013
Actualités.Behoririka Magazay sinoa notafihan'ny jiolahy

Jiolahy telo lahy, mirongo basy mahery vaika "Kalachnikov", no niditra tao anaty magazay iray mpivarotra zavamaneno irony tetsy Behoririka ny sabotsy lasa teo tokony ho tamin'ny folo ora antoandro, fotoana izay tena mampifanaretsaka ny mpiantsena.

Hamaky ny tohiny
FTT