Moramanga

> Nakorontan’ny helikôptera ny tsenan-damba


  • Alatsinainy 07 Oktobra 2013


Nirodana noho ny fidinan'ny helikôptera nitondra ny kandidan’ny antoko Maitso ny tsenan-damban'olona sasany tao Moramanga ny sabotsy teo. Mpivarotra manararaotra mamaky akanjo fripery vaovao na kiraro amin’izao ankatoky ny fidiran’ny mpianatra izao no tratr’izany. Nianjera hatramin'ny lasopy namidy noho ny rivotra mahery vaika nentin’ilay helikôptera. Somary nanakaiky ny fivarotan'olona rahateo no nijanona ilay angidim-by ka maro ireo mpivarotra no nidiram-patiantoka, ny andro rahateo manorana no feno fotaka ny manodidina.

Cathy H.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT