- Alakamisy 10 Oktobra 2013
Takelakazo fametahana afisin’ny kandida
Nanjavona ny 90%-n’ny tetsy Tsimbazaza
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mitombo isan’andro ny isan’ireo olona tratry ny aretina homamiadana eto amintsika, araka ny fanadihadiana natao.
Hamaky ny tohinyMbola vao ao anatin’ny fotoana fandresehan-dahatra ny olom-pirenena hanefa ny adidiny handatsam-bato amin’ny fifidianana hotanterahana ny zoma 25 oktobra 2013 tokoa isika izao.
Hamaky ny tohinyTsy naharitra intsony fa dia naneho ny alahelony amin’ny tsy fandraisan-karama ny mpiasan’ny kaominina Antsirabe renivohitra ka tamin’ny alalan’ny fitokonana indray no nanehoany izany. Ny alatsinainy maraina 7 oktobra 2013 teo no nanomboka ny fitokonana. Ny teo anivon’ny sampandraharaha teknika tao amin’ny Voirie no nitarikaizany ny alatsinainy.
Hamaky ny tohinySomary nangingina ny fanafihan-jiolahy tao Antsirabe tato ato izay, indrindra hatramin’ny nanombohan’ny fampielezan-kevitra izay.
Hamaky ny tohiny