Takelakazo fametahana afisin’ny kandida

> Nanjavona ny 90%-n’ny tetsy Tsimbazaza


  • Alakamisy 10 Oktobra 2013


Efa notaterintsika teto tamin’ny 27 septambra 2013 fa vao napetraka teo anoloan’ny tambohon’ny lapan’ny Kongresin’ny tetezamita eny Tsimbazaza  ireo takelakazo fametrahan’ireo kandidà miisa 33 ny sary sy hafatra propagandy dia nidaraboka noho fitsokan’ny rivotra mahery azy ny andron’ny 26 septambra. Ankehitriny dia tapitra ringana hatrany amin’ny 90% ireo hazo nandrafitra izany takelaka izany. Nisy naka natao kitay ve sa nisy natao fanaka na vatapaty satria hazo kesika mbola vaovao ihany nandrafetana azy ? Taratry ny tandrametaka sy kitoatoan’ny fifidianana ho filoham-pirenena 2013 avokoa izany rehetra izany.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT