• Zoma 11 Oktobra 2013
Rarivoarison Frédéric
“Tsy ity fifidianana ity velively no hampifarana ny krizy”

Rarivoarison Frédéric, Mpandrindram-paritra MFM Vakinankaratra sady Kandidà Solombavambahoaka ao Antsirabe I no vahinin’ny Sokela anio. Tsy ity fifidianana ity velively no hampifarana ny krizy, hoy izy, fa mbola hitohy ny tolona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Oktobra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Oktobra 2013
Fanaraha-maso ny fifidianana
Am-perinasa ny iraky ny Vondrona Eoropeanina

Am-perinasa nanomboka ny alarobia teo ny mpanaramaso avy amin’ny Vondrona Eoropeanina misahana ny Faritra Atsinanana, mijery sy mandray an-tsoratra ny fanomanana sy ny fikarakarana ataon’ny Malagasy ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Oktobra 2013
Tolagnaro
Mitotongana ny lalampihariana fizahantany

Vokatry ny tsy fandriampahalemana noho ny asan-dahalo sy ny sakan-dalana amin’ny lalam-pirenena faha-7, faha-10 ary faha-13 dia nihena be ny isan’ireo mpizahatany tonga any Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
FTT