Front de Libération Nationale

> «Mpamadika tanindrazana Rajoelina»


  • Alakamisy 10 Oktobra 2013


Fanjakan’i Baroa no misy eto, hoy Rajaonah Andrianjaka filohan’ny antoko Otrikafo sady mpikambana ao amin’ny vovonana «Front de Libération Nationale». Nanazavany izany ny tsy fahafehezan’ny fanjakana ny asany ka nahatonga ireny fandorana olona velona tany Nosy-Be ireny. Tsy matoky ny mpitandro ny filaminana sy ny fitsarana intsony ny vahoaka no dikany, araka ny fanazavany. Amin’ity mpanao politika ity dia ny fanjakana mihitsy izany no tomponandraikitra tamin’ireny zava-nisy tany Nosy-Be ireny rehefa tsy nanao ny asany. Lasa lavitra kokoa aza izy raha nilaza fa “namadika tanindrazana i Andry Rajoelina”. Eo anatrehan’izany dia milaza hitory ny FAT eo anatrehan’ny fitsarana ry zareo.

 Yves

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT