- Sabotsy 10 Aogositra 2013
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Nikatso nanomboka omaly ny raharaha ary mbola hikatso handritra ity herinandro ity raha tsy valian’ny fitondram-panjakana ao anatin’ny fotoana fohy ny fitakian’ireo mpiandry fonja mitokona.
Hamaky ny tohinyNodimandry omaly maraina teo amin’ny faha-80 taonany i Moïse Rakotosihanaka.
Hamaky ny tohinyNanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety tao amin’ny birao fiasany, omaly, ny lehiben’ny Faritra Atsinanana, Mahavimbina Alain.
Hamaky ny tohinyEfa nambaranay tamin’ny fihaonana nivantana tamin’i Neny Lalao Ravalomanana niaraka tamin’ireo herivelon’ny mpitaky ny hiverenan’ny ara-dalàna rehetra ny talata 6 aogositra teo, hoy ny Sekretera jeneralin’ny VAMI (Vahaoka Miray), i Gaby Vakiniadiana, fa izahay dia tsy miala velively amin’ny fotokevitra famerenana an’i Dada an-tanindrazana ary manohana tsy misy fepetra ny kandidà Lalao Ravalomanana Rakotonirainy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny