Pasitera Mailhol

> Miandry ny fahatanterahan’ny faminaniana


  • Sabotsy 12 Oktobra 2013


Tsy mbola miova amin’ny faminaniana nolazainy hatramin’izao ny pasitera Mailhol na dia efa mizotra tsimoramora mankany amin’ny fiatrehana ny fifidianana aza i Madagasikara. Samy manana ny fomba fijeriny ny olom-pirenena ary tsy hifanomezan-tsiny izany satria izay ny antsoina hoe “demokrasia”, hoy ity lehiben’ny fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara ity. Aminy dia tsy mahagaga ny tsy fanarahan-dalàna ao anatin’izao fampielezan-kevitra izao satria ilay lalàna mifehy ny fifidianana mihitsy no manjavozavo sy natao an-tsoratra fotsiny fa tsy hita izay tena fampiharana azy. Nanambara kosa anefa izy fa tsy mety ny manakorontana sy manakana ny fiatrehana ny fifidianana satria mety hitarika any amin’ny trangan-javatra tsy ampoizina izany tahaka ny fahatontosan’ny faminaniana izay efa nolazainy taona vitsivitsy lasa izay.

Ramano F.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT