Taom-pianarana vaovao

> Hita ny fiantraikan’ny krizy


  • Sabotsy 12 Oktobra 2013


Mbola tena mitsitaitaika ny fidiran’ny mpianatra eny anivon’ny sekolim-bahoaka amin’izao fotoana raha toa ka efa tamin’ny alatsinainy 07 Oktobra teo no niditra ny taom-pianarana vaovao. Ho an’ny EPP Andranomanelatra, Distrikan’Antsirabe II, ohatra, dia tsy mbola nahatratra ny isan’ny mpianatra tamin’ny taon-dasa no tafiditra an-tsekoly amin’izao fotoana. Nambaran’ny Talen-tsekoly, Rtoa Ravaoarinoro Marie Jeanne Isabelle fa ilay vola saram-pidirana 20.000 Ariary mihitsy no sakana ho an’ny ray aman-dreny. Mbola olana ihany koa nefa ny mpampianatra satria amin’ireo 12 dia 3 monja no mpiasam-panjakana ka ny iray amin’ireo 3 ireo aza dia handeha hisotro ronono afaka tapa-bolana indray.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT