- Alatsinainy 12 Aogositra 2013
Vokatry ny krizy
Very 8 arivo tapitrisa dolara mahery i Madagasikara
Efa ho dimy taona izao isika eto Madagasikara no niaina tao anatin’ny krizy politika. Efa miitatra any amin’ny fahasahiranana ara-toekarena sy ny fiainana mandavan’andron’ny mponina izany amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny