Kara-pifidianana

> Aterina isan-tokantrano


  • Talata 15 Oktobra 2013


Nanomboka ny 10 oktobra lasa teo ary hifarana ny 24 oktobra ny fizarana ny kara-pifidianana eny amin’ny Fokontany, ka ireo mpiadidy ny fifidianana isam-pokontany no hiandraikitra izany, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny CENI-T. Miara-miasa amin’ny sefo Fokontany izy ireo amin’ny fanatanterahany izany. Marihina fa dia aterina isan-tokantrano ny kara-pifidianana. Raha misy kosa anefa ny olona mety tsy nahazo mihitsy ny karatra noho ny antony samihafa dia azony raisina eny amin’ny biraom-pifidianana mandritra ny andro hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany ny zoma 25 oktobra, izany kara-pifidianana izany.

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT