Oniveristen’Antsirabe

> 270 no isan’ireo mpianatra horaisina


  • Talata 15 Oktobra 2013


Hisokatra ho an’ny zanaky ny Malagasy rehetra ihany koa ny rantsan’ny Oniveristen’Antananarivo izay hosokafana eto Antsirabe ny volana novambra ho avy izao. Nambaran-dRtoa Ravaonarivo Lalao, Talen’ny fikarohana eo anivon’ny Oniversiten’Antananarivo fa sampam-pianarana miiisa sivy avy hatrany no hosokafana ka ny Politeknika no hisantatra azy noho i Vakinankaratra izay feno orinasa sy mpamokatra. Efa manomboka ny fandraisana ny antontan-taratasin’ireo liana amin’izany izay hifarana amin’ny 26 oktobra. Manodidina ny 270 no isan’ireo mpianatra horaisina ka ireo manana ny bakalôrea siantifika aloha no hahazo tombondahiny.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT