• Alarobia 14 Aogositra 2013
Varika eto Madagasikara
Atahorana ho lany taranaka ny 88%

Eto Madagasikara no ahitana karazana gidro maro indrindra. Miisa 105 izy ireo ankehitriny. Ny mampalahelo anefa dia atahorana ny fanjavonan’ireto biby mampiavaka ny nosintsika ireto. Ny zava-misy mantsy amin’izao fotoana izao dia manjaka eto ny fahapotehan’ny ala, ny fiovaovan’ny toetr’andro ary indrindra indrindra dia efa misy ireo sahy mihaza tsotra izao ireto haingon’ny tontolo iainanantsika ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aogositra 2013
Bois de rose
Nokianin’i Beriziky Omer ny zandary sy fitsarana

Miverina malaza indray ny resaka “bois de rose” hatramin’ny nisian’ny fikasan’ny fitondram-panjakana hamoaka didy hitsivolana mivarotra ireo tahiry. Samy nanameloka io fikasana io na ny “Comité de pilotage” na ny AIFM farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aogositra 2013
Lalam-pirenena 3A
Ahiana ho tapaka raha tsy misy fanamboarana

Lalana mampifandray ny Distrikan’Ambatondrazaka amin’ny Distrikan’Amparafaravola ny lalam-pirenena faha-3A.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aogositra 2013
9e Rallye du Boeny
Hanafana ny fialantsasatra any Mahajanga manomboka rahampitso

Efa miatrana ao Mahajanga avokoa ireo ekipazy 27 nisoratra anarana hiatrika ny ‘Rallye du Beony’ andiany faha-9 sady dingana faha-3 amin’ny fiadina ny tompondakan’i Madagasikara izay hatao any Mahajanga manomboka rahampitso alarobia 14 aogositra hatramin’ny sabotsy 17 aogositra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aogositra 2013
Andro maneran-tany ho an’ny tanora Tsy diso anjara isika Malagasy

Ny 12 aogositra 2010 no fotoana voalohany nanokanana ny andro maneran-tany ho an’ny tanora rehetra eran’izao tontolo izao araka ny soso-kevitra naroson’ny sampan-draharaha misahana ny fanabeazana, ny siansa ary ny kolon-tsaina eo anivon’ny Firenena Mikambana.

Hamaky ny tohiny
FTT