Lavaka be eo Ambanidia

> Miandry ny Ben’ny tanŕna na PDS vaovao hanamboatra azy


  • Zoma 18 Oktobra 2013


Tsy milaza atsanga tsy aman’orana raha miteny fa efa anirian’ny atsanga ilay lavaka migodana etsy Ambanidia ankehitriny fa nirotsaka ny orana tao ho ao. Resabe fotsiny ny fampanantenana nataon’ny mpitantana ny tanànan’Antananarivo tamin’ny alalan’ny tompon’andraikitry ny fotodrafitrasa ao aminy fa efa hatomboka amin’izay tao anatin’iny maintany iny ny asa fanarenana an’ireny lavaka ireny nefa dia tonga ihany ity ny orana mbola tsy hita izay eo. Dia miandry ny Ben’ny tanàna na PDS vaovao mazava loatra ny fanarenana. PDS tokony ho avy aminay TGV raha ny tokony ho izy, hoy Rtoa Lanto Rakotomavo, saingy na ry zareo aza toa tsy mifanaraka raha ny fitazan’ny mpanara-baovao azy.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT