Actualités
- Talata 22 Oktobra 2013
Ankadilalampotsy Ankaraobato
Nitrangana vaky trano, misy zandary voarohirohy
Nitrangana fanafihana mitam-basy teny Ankadilalampotsy Kaominina Ankaraobato ny alin’ny alahady hifoha ny alatsinainy tokony ho tamin’ny 01 ora. Trano roa, bar sy tranon’olon-tsotra, no indray voatafika.
Hamaky ny tohiny