Fitaovan’ny TVM

> Navoaka hampiasain’ny kandida iray


  • Alatsinainy 21 Oktobra 2013


Nisy kandida iray nanao fampielezan-kevitra tao Toamasina teny amoron-dranomasina mampita ny fampielezan-keviny tamina fahitalavitra tsy miankina telo teto Antananarivo ny sabotsy 29 oktobra teo. Fitaovan’ny Televiziona Nasionaly Toamasina (TVM), fampifangaroana sy fandrindrana ny sary “Data Video, Digital Video Switcher SE-500” no nampiasaina tamin’izany. Tratry ny baiko midina ny rehetra dia nanaiky avokoa fa tsy maintsy arovana (hono) ny kandidam-panjakana. Ankoatra izay, nambaran’ity kandida ity nandritra ny fampielezan-keviny fa “tsy mpamaly faty izahay, na nisy nandoro aza ny biraonay teto Toamasina”. Midika izany fa miahiahy kandida na mpanohana kandida ao Toamasina ho nahavita izany izy ireo.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT