Ambanivohitr’i Moramanga

> Misy manao fampielezan-kevitra hatrany am-piangonana


  • Alatsinainy 21 Oktobra 2013


Toa milamindamina ihany ny toe-draharaha raha jerena ankapobeny any ambanivohitr’i Moramanga, hoy ny MCT Randriamamizafy Ignace, satria tsy miraika amin’izany fifidianana izany ny mponina fa ny asa aman-draharaha andavanandro ihany no masaka ao an-tsainy. Gaga ny vahoaka rehefa tonga izahay mampiseho amin’izy ireo ny endriky ny biletà tokana sy mampianatra azy ireo ny fampiasana azy miaraka amin’ny fanentanana hampandaniana ny kandidà Robinson Jean Louis amin’ny 25 oktobra izao. Ny nahazendana, tamin’ny fandalovana tamin’ny iray amin’ireo tanàna any ambanivohitr’i Moramanga ireo, hoy ny MCT Ignace, dia ny fahenoana fa misy manao fampielezan-kevitra hatrany am-piangonana ary tena nampiseho ny sarin’ny kandidàm-panjakana teny aminy ary nilaza tamin’ny mpiangona fa “Ity no fidiantsika”. Mahagaga !

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT