Fanampiana ara-bolan’ny mpitandro ny filaminana

> “Tokony homena ny eny ifotony,” hoy Randrianasolo Nicolas


  • Alatsinainy 21 Oktobra 2013


Tsy tokony hifanaratsy any amin’ny fanaovana fampielezan-kevitra ireo kandidà mpifaninana ho filoham-pirenena, hoy ny MCT Randrianasolo Nicolas, fa mila manome porofo mazava ny fahaizany mitantana. Tsy misy olona madio ireo, hoy izy, ary tsy misy manana ny marina izany. Ny zavatra tena maika izao, hoy ny MCT Nicolas, dia ny fampitaovana ny mpitandro filaminana hahazoany manenjika olon-dratsy sy miaro ny vahoaka. Anjaran’ny CENI-T ny mandresy lahatra ny Vondrona Iraisam-pirenena sy ny SADC hanome izany fitaovana izany ao anatin’ny fampanantenana nataon’izy ireo, hoy izy, ka tonga dia ny any ifotony no zaraina ilay volabe nangatahana mba ho tena izy ilay «motivation».

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Famindrana mpivarotra
  • Talata 12 Mey 2026

eny amin’ny Petite Vitesse

  • ROVAN' AMBOHIDRATRIMO
  • Talata 12 Mey 2026

Hanomboka tsy ho ela ny

  • Mbola tazonina i Naivo Raholdina
  • Talata 12 Mey 2026

« Afera fangalarana tany maro

  • Filazana fa tsy mahazo
  • Talata 12 Mey 2026

mitsabo tena i Rinah

  • TSENA ETSY AMIN'NY
  • Talata 12 Mey 2026

TETEZAN' AMPASIKA

  • Tontolon’ny fitsarana
  • Talata 12 Mey 2026

Tafapetraka ireo tonia mpampanoa lalĂ na ambony,

Hijery ny tohiny
FTT