- Alakamisy 22 Aogositra 2013
Ankolafy Ravalomanana
Vita ny ambony latabatra, eny an-kianja indray …
Na ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) na ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) dia samy namoaka fehin-kevitra omaly fa tsy azo raisina, izany hoe tsy nekena ny fangatahana nataon’ny ankolafy Ravalomanana tamin’ny alalan’ny filohan’ny CT Mamy Rakotoarivelo.
Hamaky ny tohiny