Fifidianana filoham-pirenena

> Hivory ny teknisianina hanarenana ny lesoka


  • Alarobia 30 Oktobra 2013


 

Nisy filankevitry ny governemanta omaly, notontosaina teny Mahazoarivo. Nisy ny fanaovana jery todika ny fizotry ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany natao ny 25 oktobra teo. Voaresaka manokana tamin’izany ireo lesoka manodidina ny lisi-pifidianana sy ny kara-pifidianana izay ilana fanarenana. Tapaka nandritra ity filankevitra ity fa dia hisy fivoriana teknika hiarahan’ny governemanta sy ny CENI-T anio, hamaritra ny tetika sy izay fomba hanarenana ny lesoka nefa tsy manimba ny zotram-pifidianana.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT