• Alakamisy 31 Oktobra 2013
Kaominina Antsirabe I
Mitaky ny fanesorana ny PDS ny mpiasa

Tantara mitohy ny fitokonan’ny mpiasan’ny Kaominina Ambonivohitra Antsirabe satria dia tapitra ny 48 ora faharoa nomen’izy ireo, nefa tsy misy fivoarany ny toe-draharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2013
Antsirabe
Voatafika ny Telma Shop

Nitrangana fanafihana mitam-basy tao an-tanànan’Antsirabe ny alarobia 30 oktobra mitatao vovonana ka lasibatra tamin’izany ny Telma Shop.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT