Soanierana Ivongo

> Nisy nandrimbina ny vola karaman’ny delegem-pifidianana


  • Alakamisy 31 Oktobra 2013


Nanjavona ny 2 alina Ariary tokony homena ireo delegem-pifidianana tany amin’ireo birao fandatsaham-bato niisa 111 tao amin’ny Distrikan’i Soanierana Ivongo fa 5000 Ariary isan’olona monja no noraisin’ireo olona roa tao anatin’ireny toerana ireny. Nanilihan’ireo tompon’andraikitra nasaiana nizara izany vola izany ireo vola voalaza ireo, hoy ny tati-baovao azo avy any an-toerana. Nilaza ny tsy handray anjara amin’ny fanaovana izany asana delegem-pifidianana intsony moa ireto olona voafitaka ireto amin’ny fiatrehana ny dingana faharoa amin’ity fifidianana ity. Marihina fa ny kandidà Roland Ratsiraka Iarovana no nitarika an’isa amin’ny vokatra vonjimaika any amin’ity Distrika ity.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT