• Alarobia 28 Aogositra 2013
Toamasina
Nisy trangam-panafihana 16 tao anatin’ny iray volana

Niaiky avokoa ireo tompon’andraikitry ny filaminana sy ny fitsarana ao Toamasina, raha nanao ny fivoriana manokana mikasika ny filaminam-bahoaka tao amin’ny efitrano malalaky ny Faritra Atsinanana ny talata tolakandro teo, fa “baranahiny, tsy voafehy, mampiteny ny moana ny asan-jiolahy amin’izao”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aogositra 2013
Reny adalam-bazaha antitra
Safotra saika maty nodarohany ny zanany 3 taona

Vehivavy iray, 20 taona, manan-janaka vavikely telo taona variana foana manenjika vazaha antidahy no saika namoa-doza indray omaly tao Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aogositra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT