T-shirt kandida

> Amidin’ny olona eny an-tsena ihany koa


  • Alarobia 06 Novambra 2013


Nanaitra ny nahitana fa dia amidin’ny olona ihany koa ireny akanjo nozaraina tamin’ny fampielezan-kevitra ireny. Raha ny teny Andrefantsena dia t-shirt misy sarin’ny kandidà laharana faha-10 tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany no navelatra namidy tamin’ny tany. Raha nanontaniana ilay ramatoa mpivarotra dia tsy nisalasala nanombana azy 2.500 Ariary miady varotra. Natao ny adivarotra ka dia 1.500 Ariary hoy izy no farany fa izay avokoa no nakan’ny olona teo satria nambarany fa efa nisy ny lafony. Nanontaniana ny antony hivarotany izany moa ilay mpivarotra ka nambarany fa “efa tsy ho lany intsony, hono, ilay kandidà dia aleo amidy ny akanjony fa efa betsaka koa tao amin’izy ireo”.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT