Actualités
- Alakamisy 07 Novambra 2013
Filankevitra ambonin’ny tetezamita
Nifidy Filoham-baomiera telo vaovao
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Manao tohivakana ny lanonana fitokanana sy fampahafantarana ny foiben-toeran’ny kandidà samihafa hifaninana amin’ny fifidianana ho solombavambahoaka amin’ny 20 desambra ho avy izao.
Hamaky ny tohinyDisadisa tsy mbola nahitana vahaolana hatramin’izao ny ady tany miseho ao Miaramanjaka, Kaominina Manakambahiny Andrefana, Distrikan’Ambatondrazaka. Efa an-taonany maro no nifanolana ny olona iray tompon’ny tany sy ireo Fokonolona milaza fa nanajary ny velaran-tanimbary mirefy 100ha eo ho eo.
Hamaky ny tohiny