Filankevitra ambonin’ny tetezamita

> Nifidy Filoham-baomiera telo vaovao


  • Alakamisy 07 Novambra 2013


Nifidy Filoham-baomiera telo vaovao nisolo toerana ireo teo aloha izay tsy maintsy nametra- pialana noho izy ireo nirotsaka hofidina ho Filoham-pirenena sy voatendry hisahana andraikitra hafa ny teo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita omaly. Lany ho Filohan'ny Vaomiera misahana ny Fanabeazam-pirenena ny CST Andriamaro Mamy,  hisahana ny Vaomieran'ny Fifandraisana amin'ny any ivelany ny CST Rakotovao Vy Vato, ary hisahana ny Fitaterana kosa ny CST Rakotosolofo Jean Baptiste.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT