MCT Randriamamizafy Ignace

> Miahiahy amin’ny voka-pifidianana tany Moramanga


  • Alakamisy 07 Novambra 2013


Sambany niaka-tsehatra tao amin’ny kianja Magro Behoririka indray omaly ny MCT Randriamamizafy Ignace avy amin’ny ankolafy Ravalomanana taorian’ny fifidianana natrehana ny faha-25 oktobra teo. Aleo lazaina ampahibemaso, hoy izy, fa dia 19,79% no salanisa azon’ny kandidà Robinson Jean Louis avy amin’ny birao fandatsaham-bato 201 amin’ny 219 manerana an’i Moramanga nahatonga ny vokatra. Rehefa azo avokoa anefa ny vokatra tamin’ireo birao fandatsaham-bato 219 dia lasa 18% ilay salanisa, izany hoe avy amina birao fandatsaham-bato 18 tany ambanivolon’i Moramanga dia nampihena 1% mahery ny vokatra azon’ity kandidà tohanan’ny Ankolafy Ravalomanana ity. Tena mampiahiahy fatratra izany, ka mila miomana dieny izao amin’ny fiarovana ny safidy indray isika, toy ny nananganana ny KMFB.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT