• Alatsinainy 11 Novambra 2013
Université Privé de Madagascar
Nivoaka ny andiany Mahatsangy sy Fanilo

Namoaka ny andiany Mahatsangy sy Fanilo tetsy Iavoloha tao amin’ny Espace Salohy ny sekolim-pampianarana ambony tsy miankina amin’ny fanjakana UPRIM ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Novambra 2013
Ecole Normale Supérieure
Miroso amin’ny rafitra LMD

Nanomboka omaly zoma 08 ary hifarana anio sabotsy 09 novambra 2013 ny varavarana misokatra ho fampahafantarana ireo rehetra liana mikasika ny rafi-pampianarana LMD na Licence-Master-Doctorat eny amin’ny Ecole Normale Supérieure Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Novambra 2013
Fikambanana IRAY AINA
Namongotra voalavo niaraka tamin’ny mpianatra monina eny Ambohipo

Mitohy ny hetsika fijerena ny sosialim-bahoaka fanaon’ny fikambanana IRAY AINA tarihan’Atoa Andrianjavony Andry CT teo aloha ary kandidà solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany faharoa eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT