Anosizato Atsinanana I

> Nafampana takariva ny sabotsy 9 novambra


  • Alatsinainy 11 Novambra 2013


Nafampana takariva ny sabotsy 9 novambra teo ny teny amin’ny Fokontanin’Anosizato Atsinanana I fa indro niverina teny an-toerana ireo polisy nirongo fiadiana. Ny voalohany dia noho ny fisamborana olona iray nanendaka andro mazava be tao amin’ny kartien’Anjanakolahy, ny faharoa kosa dia mbola fisamborana olona roa hafa voarohirohy tamin’ny fandratrana mpikarakara lalao baolina kitra nontontosaina tao amin’ny kianja tany mena be, ilay tany nototofana niteraka resa-be tao ho ao, ao ambadiky ny Castello Motel. Voatery nampidirina hopitaly mihitsy moa io mpikarakara io fa tsy nahatsiaro tena noho ny daroka nahazo azy. Samy notanan’ny Boriborintany faha-5-n’ny polisim-pirenena eto an-drenivohitra “violon” avokoa izy telo lahy voalaza teo ireo.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT